Dikan'ny teny : fitafiana

Hampiditra dikany hafa
(tafy) a.: Fitondrana lamba handrakofana ny te-na: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitorY fananan-karena. ? Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia naniary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.065