Dikan'ny teny : fitady
Hampiditra dikany hafa
1.
(tady) a.: Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e! ? p.t.: Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tady) a.: Toetran'ny zavatra vita tady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha