Dikan'ny teny : fitadiavana

Hampiditra dikany hafa
(tady) a.: Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao. ? Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3631