Dikan'ny teny : fisosona

Hampiditra dikany hafa
(sosona) a.: Toetran' ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny: Hafahafa ny fisoson'ny ni-fin 'ity zaza itys, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0281