Dikan'ny teny : fisosana

Hampiditra dikany hafa
na Fisosa (sosa) a.: Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan'ny andro sy ny volana, ? Fandehanana milamina tsy misY manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an'Andriamanitra ny fisosan'ny raharahantsika. 1 Fikorisana aminjavatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan'ny lahanay ta-min 'iny takariva diauolana iny! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0884