Dikan'ny teny : fisoronana

Hampiditra dikany hafa
1. (sorona) a.: Fanafenana na tsy filazana amin' ny olona izay kilema ananany, nefa tsy hitany, na izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy izany na mikasika ny havany: Ny Ntaolo ihany dia efa nampitandrina antsika ny amin'ny fisoronam-bady ao an-trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (sorona) a.: Fikarakarana ny firehetan'ny afo amin'ny fandrosoana kitay ao am-patana: Nataon'ny Ntaolo ohatra ny fisoronana afon'Ikala adala: ny aloha tsy lany, hoy Lay, nefa ny aoriana asesika ihany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. (sorona) a.: Fanaovana sorona: Fisoronana zanak'ondry no natao tamin' ny fetin'ny Paka tamin'ny Tes tamen ta taloha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0589