Dikan'ny teny : fisoratana
Hampiditra dikany hafa
(soratra) a.: Fanoratan a ny anarana: Amin'ny talata no faron'ny fisoratana amin'ny fanadinana. 1 Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanJo hoentina amin'ny fisoratana ny zanakovavy, '
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha