Dikan'ny teny : fisolotihana
Hampiditra dikany hafa
(solotika) a,: Fahalotoana mitsaporetika, ana tsikoko miaraka amin' ny menaka: Ny fisolotihan' ity zaza ity no tsY andraisan' ny mpampianatra azy hiditra hianatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha