Dikan'ny teny : fisolelahana
Hampiditra dikany hafa
(solelaka) a.: Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra: Mitory toetra ambany dia ambany ny fisolelahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha