Dikan'ny teny : fisevosevo

Hampiditra dikany hafa
na Fisevotsevoka (sevosevo, sevotsevoka) a.: Fomban'ny olona misevosevo na mLsevotsevoka, izany hoe maimay, mirotoroto, mikorododo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586