Dikan'ny teny : fisembanana
Hampiditra dikany hafa
(sembana) a.: Fandalovana miserana, fiseranana: Ny fùembanan'izany hevitra izany tao an-tsaiko no anton'ny niantsoako anao,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha