Dikan'ny teny : fiseho

Hampiditra dikany hafa
(seho) a.: Toetran'ny zavatra miseho, fomba itrangan'ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon'ny aretina ny fitsaboan'ny doko tera. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1875