Dikan'ny teny : fisavoanana
Hampiditra dikany hafa
(savoana) a.: Fiakarana ambony eny amin'ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); f ahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha