Dikan'ny teny : fisavembena
Hampiditra dikany hafa
(savembena) a.: Fomban'ny olona misavembena na mivezivezy, mivoivoy; toetran'ny zavatra misavilivily, mikapilipily.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha