Dikan'ny teny : fisaritahana

Hampiditra dikany hafa
(saritaka) a.: Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny! • Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin'izao fisaritahan' ny bokinao izao! ? Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo it? fisaritahan'ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roal Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0761