Dikan'ny teny : fisandoka

Hampiditra dikany hafa
(sandoka) a.: Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon'ny zavatra tsy azy akory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.065