Dikan'ny teny : fisambotra
Hampiditra dikany hafa
(sambotra) a.: Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika". ? p.t.: Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha