Dikan'ny teny : fisakàna
Hampiditra dikany hafa
1.
Fisakana (sakana) a.: Fomba entina misakana. ? p.t.: Azo sakanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(saka) a.: Fakana, fihalorqna (foza na orana) amin'ny tanana ao anaty lavany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha