Dikan'ny teny : fisainana
Hampiditra dikany hafa
(raina) a.: Fieritreretana: Trano fisainana, 1 Fiheverana: Araka ny fisainan'ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny osa saina,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha