Dikan'ny teny : fisafariana
Hampiditra dikany hafa
(safary) a.: Fanaovana teny miolakolaka: Lany andro amin'ny fisafariana eo ianao fa tsy ny ventin-dresaha vantanina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha