Dikan'ny teny : firifiry

Hampiditra dikany hafa
1. (firy) p.t.: Be dia be, sesehena: Firifiry akory no mbola tsy mahalala ny hasoan'ny teny malagasy? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (firy) a.: Hatsiaka manaikitra aoka izany. - t.i.f.: firifiriana / mamirifiry. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0747