Dikan'ny teny : firezareza
Hampiditra dikany hafa
(rezareza) a.: Fomba na toetran'ny olona mirezareza, izany hoe mandeha miadana misonanina manketsy mankeroa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha