Dikan'ny teny : firesaka
Hampiditra dikany hafa
(resaka) a,: Fomba entina miresaka: Mahatsikaiky ny firesak'io uehivavy io. • Anton-dresaka: Ataon'ny olona firesaka io Rangahy io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha