Dikan'ny teny : firesahana

Hampiditra dikany hafa
(resaka) a.: Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra. ? Fifanakalozana hevitra: TsY nisy firesahana akory dia nanapaka izy. e Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana. • Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamindRabe no nahasosotra andRakoto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0218