Dikan'ny teny : fiporitika
Hampiditra dikany hafa
(poritika) a.: Fomban'ny zavatra miporitika, izany hoe mifantsitsitra, mipariaka, mipitika hatraiza hatraiza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha