Dikan'ny teny : fipololotra
Hampiditra dikany hafa
(pololotra) a.: Toetran'ny zavatra mipololotra, izany hoe misavoana misesika hivoaka: Ny fipololotran' ny setroka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha