Dikan'ny teny : fipiriritra
Hampiditra dikany hafa
(piriritra) a.: Fomba entina mipiriritra, na toetran'ny olona mipiriritra, izany hoe mifantsitsitra, na mivalana betsaka sady mifantsitsitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha