Dikan'ny teny : fipasohana
Hampiditra dikany hafa
(pasoka) a.: Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin'ny vy nohafanaina mba hanala ny ketronketrona aminy; fandrindrana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha