Dikan'ny teny : fipasaka

Hampiditra dikany hafa
(Pasaka) a.: Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka: Ny fipasaky ny ouin'Ankaratra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495