Dikan'ny teny : fipararatra
Hampiditra dikany hafa
(pararatra) a.: Fikararana, toetran'ny zavatra mipararatra, izany hoe mite-te be: Ny fipararatran'ny siny loaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha