Dikan'ny teny : fipaohana

Hampiditra dikany hafa
(paoka) a.: Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandosttra: Ny fipaohan'ny papango ny zanak'akoho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0847