Dikan'ny teny : fipaka

Hampiditra dikany hafa
(paka) a.: Fomba entina mipaka. 1 Toetran'ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin'ny..,: Tsy tsara ny fipakan'ny farafara amin' ny rindrina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0512