Dikan'ny teny : fiovana
Hampiditra dikany hafa
(ova) a.: Fanjariana ho hafa, fiofoan; Ny fiouan' ny gamoina ho lolo. ~ Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiouan ny aretin-drainao. 1 Fivadihana: Ny uan'ny andro teo izay no nahabe aretina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha