Dikan'ny teny : fionganana
Hampiditra dikany hafa
(ongana) a.: Fianjerana ambony ambany, halavoana, fietrena, filetsena: Nampitolagaga ny olono rehetra ny fionganan'ny Minisitry ny.Fiongorana (ongotra) a.: Fialana hatramin'nY fakany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha