Dikan'ny teny : fingana
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanjerana na fandavoana amin'ny famelezana ny tongotra. ? H.o.: Tetidratsy hamelezana ny hafa. - t.i.f.: Finganina, afingana, voafingana 1 mamingana, famingan, mpamingan 1 aminganana, faminganana / mahafingana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha