Dikan'ny teny : fingadona
Hampiditra dikany hafa
(ngadona) a.: Toetran'ny zavatra mingadona, izany hoe midona (toy ny feu re avy amin'ny tongotra mamindra na avy amin' ny fanoto itotoam-bary).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha