Dikan'ny teny : findramana
Hampiditra dikany hafa
(indrana) a.: Fangatahana zavatr'olona mba hanaovana (oh. akanjo) na hiasana (oh. angady) vetivety. 1 Fiangaviana olona mba hanao raharahan'ny tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha