Dikan'ny teny : finday
Hampiditra dikany hafa
1.
tenim-paritra tandrefana: fitondra. Minday: mitondra. Oh: tsy minday pasazy, tsy mitondra mpandeha
Ahitsio
(06/08/2012 23:20 - Nampidirin'i hery)
2.
telefonina fitondra mandehandeha Ahitsio
(06/08/2012 23:21 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha