Dikan'ny teny : fimontotra
Hampiditra dikany hafa
(montotra) a.: Toetran'ny olona montotra, fomba entina miseho ho montotra, izany hoe sosotra ka toa mibontsin'ny hatezerana ny tarehy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha