Dikan'ny teny : filoha

Hampiditra dikany hafa
(loha) a.: Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana _ iray na firenena na antoko: Ny filohan'ny Nosy. / Noraisin'ny filohan'ny fikambanan'ny mpanao gazety izy, (Mazàna ny lehiben'ny antokon-draharaha kosa na ny tompon'andraikitra amin'nY sokajin-draharaha ira), dia atao hoe Tale). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1115