Dikan'ny teny : filasy
Hampiditra dikany hafa
1.
(angl.-am. flash) a.: Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(lasy) a.: Fomba entina milasy, na mitoby, mandry an-tsaha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha