Dikan'ny teny : fikovilavila

Hampiditra dikany hafa
(koviiauila) a.: Toetran'ny zavatra mikovilavila, izany hoe miolikolika, tsy mandeha mahitsy fa manketsy mankeroa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0914