Dikan'ny teny : fikotrohana
Hampiditra dikany hafa
(kotroka) a.: Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan' ny tena, fipoapoahan'ny nify mikatrokatroka). ? Fianjerana mitalakotrokotroka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha