Dikan'ny teny : fikorodona
Hampiditra dikany hafa
(korodona) a.: Fomba entina mikorodona, izany hoe miara-mamindra maro ka midondona na min• gadongadona ny fandeha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha