Dikan'ny teny : fikodedy
Hampiditra dikany hafa
Fikodedika (kodedy, kodedika) a.: Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy no-ho ny teny mifangaroharo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha