Dikan'ny teny : fikisinana
Hampiditra dikany hafa
(kisina) a.: Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro omin'ny fikisinana eo ampandriana i Balfta kely ka diso fidirana,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha