Dikan'ny teny : fikaratsahana

Hampiditra dikany hafa
(karatsaka) a.: Fanaovana na famoahana feo mitovy amin'ny an'ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra, na feo mikepokepoka toy ny an'ny ravi-main voahitsaka, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078