Dikan'ny teny : fikakàna
Hampiditra dikany hafa
1.
Fikakana (kaka) a.: Fisiana ka-ka; na fanasiana kaka. ? Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(kaka) a.: Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha