Dikan'ny teny : fijojo

Hampiditra dikany hafa
(jojo) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mijojo, izany hoe misosa moramora misononoka, milatsaka moramora mikararana (orana). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561