Dikan'ny teny : fijohijohy
Hampiditra dikany hafa
(johy) a.: Toetran' ny olona na biby miiohijohy, izany hoe mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan'ny orana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha